
- Satria izay be fahendrena dia be alahelo,
ary izay mitombo fahalalana dia mitombo fahoriana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Saina
Saino ny zavatra any...
Ahiahy
Aza manahy na inona...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa ny zavatra rehetra eo amin'izao tontolo izao, dia ny filan'ny nofo sy ny filan'ny maso ary ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avy amin'ny Ray, fa avy amin'izao tontolo izao ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza,Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.Andinin-teny manaraka !