- Sokafy ny vavanao hisolo ny moana,
Hahazoan'ny kamboty ny rariny. - Sokafy ny vavanao, ka tsarao marina,
Ary omeo rariny ny ory sy ny malahelo. - Iza no mahita vehivavy tsara?
Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy. - Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy;
Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fahalemena
Koa dia finaritra aho...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Manomeza
Aoka ny olona rehetra...
Mpitondratena
Omeo voninahitra ny mpitondratena...
Fahantrana
Dia hoy Jesosy taminy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Sambatra izay olona mahita fahendrenaSy izay olona mahazo fahalalana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.Andinin-teny manaraka !
