- Ohabolana 1
- Ohabolana 2
- Ohabolana 3
- Ohabolana 4
- Ohabolana 5
- Ohabolana 6
- Ohabolana 7
- Ohabolana 8
- Ohabolana 9
- Ohabolana 10
- Ohabolana 11
- Ohabolana 12
- Ohabolana 13
- Ohabolana 14
- Ohabolana 15
- Ohabolana 16
- Ohabolana 17
- Ohabolana 18
- Ohabolana 19
- Ohabolana 20
- Ohabolana 21
- Ohabolana 22
- Ohabolana 23
- Ohabolana 24
- Ohabolana 25
- Ohabolana 26
- Ohabolana 27
- Ohabolana 28
- Ohabolana 29
- Ohabolana 30
- Ohabolana 31
- Ankino amin'i Jehovah ny asanao,
Dia ho lavorary izay kasainao. - Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,
Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny lalanao. - Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;
Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao. - Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka;
Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza. - Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana;
Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina. - Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza,
Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. - Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-po
Dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra. - Izay manisy soa olona hohatavezina;
Ary izay mandena dia mba holemana kosa. - Fa Jehovah no manome fahendrena;
Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina. - Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,
Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fanaovana ny marina
Anaka, aoka tsy ho...