- Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady;
Fa ny adala rehetra kosa misafoaka. - Fandrika amin'ny olona ny malaky manao hoe: Zavatra masina ity;
Ka nony vita ny voady, vao mamototra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Hatezerana
Tezera, fa aza manota...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Dia hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah,dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.
Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy,
izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha,
ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro,
sady ho maitso ny raviny,
ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro,
fa tsy hitsahatra ny famoany.Andinin-teny manaraka !
