- Izay mihary fahendrena no tia ny tenany,
Ary izay mitandrina fahalalana hahita soa. - Trano sy harena no lova avy amin'ny ray;
Fa ny vady hendry kosa dia avy amin'i Jehovah. - Izay mitandrina ny didy mitandrina ny ainy;
Fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty. - Maro ny hevitra ao am-pon'ny olona;
Fa ny fisainan'i Jehovah no haharitra. - Fifaliana amin'ny olona ny manisy soa;
Ary aleo ho malahelo toy izay ho mpandainga.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Saina
Saino ny zavatra any...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah.Haleloia.Andinin-teny manaraka !
