Fifaliana amin'ny olona ny manisy soa;
Ary aleo ho malahelo toy izay ho mpandainga.
Ary aleo ho malahelo toy izay ho mpandainga.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Hatsaram-panàhy
Ary aoka samy halemy...
Fahantrana
Dia hoy Jesosy taminy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
ANDRIAMANITRA ô, Andriamanitro Hianao;mitady Anao fatratra aho;
mangetaheta Anao ny fanahiko,
maniry Anao ny nofoko,
eto amin'ny tany maina
sy mangentana tsy misy rano.Andinin-teny manaraka !