- Ataon'ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany;
Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo. - Ny hanao izay marina sy mahitsy
No sitrak'i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra alatsa-drà. - Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-po
Dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra. - Maniry fatratra mandritra ny andro izy;
Fa ny marina kosa manome ka tsy mba mahihitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitsarana
Koa amin'izany dia tsy...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Eritreritra
Diniho aho, Andriamanitra ô...
Fanaovana ny marina
Anaka, aoka tsy ho...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin'ny fivavahana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana;Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Andinin-teny manaraka !