DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Ohabolana 21:3

Ny hanao izay marina sy mahitsy
No sitrak'i Jehovah mihoatra noho ny fanatitra alatsa-drà.
Ohabolana 21:3 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Aoka ny tenin'ny vavako sy ny fisainan'ny foko
samy hankasitrahana eo imasonao,
Jehovah ô, Vatolampiko sy Mpanavotra ahy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra, mampianatra antsika handà izay toe-panahy tsy araka an'Andriamanitra sy ny filan'izao tontolo izao ary ho velona amin'ny onony sy ny marina ary ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'izao fiainana ankehitriny izao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana