- Aleo ho tsara laza toy izay ho be harena,
Ary tsara ny fitia noho ny volafotsy sy ny volamena. - Ny valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah
Dia harena sy voninahitra ary fiainana. - Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza,
Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. - Ny manan-karena dia manapaka ny malahelo,
Ary izay misambotra dia mpanompon'ny mampisambotra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Valisoa
Ary na inona na...
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Eny, mba ho fantatro Izy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana amin'ny fijaliany ka hampitovina amin'ny endriky ny fahafatesany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Jehovah no manome fahendrena;Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.Andinin-teny manaraka !
