- Aza manasa-tena hanan-karena,
Aza entina amin'izany ny fahendrenao. - Aza manasa-tena hanan-karena,
Aza entina amin'izany ny fahendrenao.
Moa hampanarahinao azy va ny masonao, nefa tsy ao intsony izy?
Fa maniry elatra tokoa izy
Ka manidina toy ny voromahery ho eny amin'ny lanitra. - Anaka, raha hendry ny fonao,
Dia ho faly koa ny foko, dia ny foko. - Hifaly dia hifaly ny rain'ny marina,
Ary izay miteraka zaza hendry hanampifaliana aminy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Fitiavan-bola
Izay tia vola tsy...
Fandrindrana
Ankino amin'i Jehovah ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manisy soa olona hohatavezina;Ary izay mandena dia mba holemana kosa.Andinin-teny manaraka !
