- Ny vavolombelona mahatoky tsy mba mety mandainga;
Fa mamoaka lainga kosa ny vavolombelona tsy mahatoky. - Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy,
Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany. - Ny fisasarana rehetra misy valiny avokoa;
Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. - Be saina izay mahatsindry fo;
Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany. - Ny fahamarinana manandratra ny firenena;
Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Lainga
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hianao no fiereko,miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao;
fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.Andinin-teny manaraka !
