- Izay mahambim-bava no miaro ny ainy;
Fa izay vavàna dia haringana. - Ny haren'ny olona dia avotry ny ainy;
Fa ny levilevy tsy mampiraika ny malahelo akory. - Fifandirana ihany no vokatry ny fiavonavonana;
Fa ao amin'ny mino anatra no misy fahendrena. - Ny harena azoazo foana dia mihena lalandava;
Fa izay mahavatra mitsimpona no mampitombo. - Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary am-bavafo;
Fa hazon'aina ny faniriana tanteraka. - Izay miara-dia amin'ny hendry dia ho hendry;
Fa izay misakaiza amin'ny adala dia hidiran-doza.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Tahotra
Aza matahotra ianao, fa...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-poDia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.Andinin-teny manaraka !
