- Izay tia fananarana no tia fahalalana;
Fa izay mandà anatra dia biby. - Ny fahasosoran'ny adala dia fantatra miaraka amin'izay;
Fa izay mahatsindry fo amin'ny fanalam-baraka no hendry. - Fitaka no ao am-pon'izay mamoron-tsain-dratsy;
Fa hafaliana no amin'izay misaina fiadanana. - Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny molotra mandainga;
Fa izay olona mahatoky no ankasitrahany. - Ny tanan'ny mazoto no hanapaka;
Fa izay miraviravy tanana dia hampanompoina. - Ny alahelo ao am-pon'ny olona dia mampitanondrika azy;
Fa ny teny soa no mahafaly azy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Hatezerana
Tezera, fa aza manota...
Fifehezan-tena
Tanàna rava tsy misy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary ho an'ny Mpanjaka tsy manan-taloha, tsy mety maty, tsy hita, dia ho an'Andriamanitra tokana ihany anie ny laza sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo IndrindraDia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.Andinin-teny manaraka !
