DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Ohabolana 12:1

Izay tia fananarana no tia fahalalana;
Fa izay mandà anatra dia biby.
Ohabolana 12:1 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin'ireny madinika ireny ianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan'ny Raiko Izay any an-danitra.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana