DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Ohabolana 14:34

Ny fahamarinana manandratra ny firenena;
Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona.
Ohabolana 14:34 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Hampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao;
fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao,
ary fahafinaretana no eo an-tananao an-kavanana mandrakizay.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Mahareta amin'ny fivavahana, ka miambena amin'izany amin'ny fisaorana.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana