- Ny fahatezeran'ny adala dia avoakany avokoa;
Fa ny hendry kosa manindry fo. - Ny fiavonavonan'ny olona no hampietry azy;
Fa hahazo voninahitra kosa ny manetry tena. - Mamandrika ny tahotra olona;
Fa izay matoky an'i Jehovah no hovonjena.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hatezerana
Tezera, fa aza manota...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fifehezan-tena
Tanàna rava tsy misy...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fiavonavonana
Raha tonga ny fiavonavonana...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny fahamarinana manandratra ny firenena;Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Eny, na dia mandeha mamakyny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho,
dia tsy hatahotra ny loza aho,
fa Hianao no amiko;
ny tsorakazonao sy ny tehinao,
ireo no mahafa-tahotra ahy.Andinin-teny manaraka !