- Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna,
Na ny fivavahany aza dia fahavetavetana. - Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;
Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fibabohana
Koa mifaneke heloka ianareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy,dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina,Fa Hianao no itokiako;
Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako,
Fa aminao no ananganako ny fanahiko.Andinin-teny manaraka !
