- Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao,
Ary aza mankany amin'ny tranon'ny rahalahinao amin'ny andro fahorianao;
Fa tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra. - Ny mahira-tsaina mahatazana ny loza ka miery;
Fa ny kely saina kosa mandroso ka voa. - Ny vy maharanitra ny vy,
Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin'ny sakaizany. - Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,
Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Namana
Izay tena sakaiza tokoa...
Saina
Saino ny zavatra any...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aoka ny masonao hijery mahitsy,Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.Andinin-teny manaraka !
