DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Ohabolana 27:10

Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao,
Ary aza mankany amin'ny tranon'ny rahalahinao amin'ny andro fahorianao;
Fa tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra.
Ohabolana 27:10 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra, mampianatra antsika handà izay toe-panahy tsy araka an'Andriamanitra sy ny filan'izao tontolo izao ary ho velona amin'ny onony sy ny marina ary ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'izao fiainana ankehitriny izao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana