Ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tahotra
Aza matahotra ianao, fa...
Ahiahy
Aza manahy na inona...
Fahalemena
Koa dia finaritra aho...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Izaho Jehovah Andriamanitraono mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.