- Ny tenin'Andriamanitra dia voadio avokoa;
Ampinga ho an'izay mialoka aminy Izy. - Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga;
Aza manome ahy alahelo na harena;
Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dalana, na mandry, na mifoha.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !
