- Ataon'ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany;
Fa Jehovah ihany no mpandanja ny fanahy. - Ankino amin'i Jehovah ny asanao,
Dia ho lavorary izay kasainao. - Aleo ny kely omban'ny fahamarinana
Toy izay ny harem-bevava azo amin'ny tsy rariny. - Ny fon'ny olona mihevitra tsara ny halehany;
Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany. - Tsara ny mahazo fahendrena noho ny volamena,
Ary tsara ny mahazo fahalalana noho ny volafotsy. - Izay mandinika ny teny no hahita soa;
Ary izay matoky an'i Jehovah no ho sambatra. - Toho-tantely ny teny mahafinaritra,
Ka sady mamin'ny fanahy no mahatsara ny taolana. - Ny mpivadibadika mamafy ady;
Ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza. - Tsara ny mahatsindry fo noho ny mahery,
Ary izay mahazaka ny fanahiny noho izay mahafa-bohitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fandrindrana
Ankino amin'i Jehovah ny...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fanaovana ny marina
Anaka, aoka tsy ho...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, ianareo dia avy amin'Andriamanitra ary efa naharesy ireny, satria lehibe Izay ao aminareo noho izay ao amin'izao tontolo izao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !
