- Anaka, tandremo ny didin-drainao,
Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao. - Misy mahadia vain'afo va,
Ka tsy ho may ny tongony?
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Fakam-panahy
Tsy misy fakam-panahy nahazo...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin'izany no nitsaharan'Andriamanitra tamin'ny asany rehetra izay noforoniny tamin'ny nanaovany azy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo,dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah.Andinin-teny manaraka !
