- Ny fankahalana ny ratsy no fahatahorana an'i Jehovah.
Ny fiavonavonana sy ny fireharehana sy ny lalana ratsy
Ary ny vava fandainga dia samy halako avokoa. - Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana
Sady mahazo sitraka amin'i Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Fiavonavonana
Raha tonga ny fiavonavonana...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Lainga
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô,fa hatrizay hatrizay ireny.
Aza ny fahotan'ny fahatanorako,
na ny ratsy nataoko, no tsarovanao;
fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy,
noho ny fahasoavanao Jehovah ô.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko;avy aminy ny famonjena ahy.Andinin-teny manaraka !
