- Fa Jehovah no manome fahendrena;
Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina. - Izy mitahiry fanambinana ho an'ny mahitsy
Sady ampingan'izay mandeha tsy misy tsiny. - Ka dia mitandrina ny lalan'ny fahamarinana Izy
Ary miambina ny lalan'ny olony masina. - Ary amin'izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny
Ary ny hitsiny, dia ny lalana tsara rehetra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Lafatra
Izay mandeha tsy misy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
