- Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana;
Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana.
Fananarana tsy hikambana amin'ny mpanao ratsy. - Miverena ianareo hihaino ny fananarako;
Indro, haidiko aminareo ny fanahiko,
Ary hampahafantariko anareo ny teniko.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao?Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.