Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana;
Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana.
Fananarana tsy hikambana amin'ny mpanao ratsy.
Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana.
Fananarana tsy hikambana amin'ny mpanao ratsy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin'ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !