Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana;
Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.
Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Eritreritra
Diniho aho, Andriamanitra ô...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ry olombelona, efa naseho anao izay tsaraSy izay ilain'i Jehovah aminao,
Dia izao ihany: Ny hanao ny marina sy ny ho tia famindram-po
Ary ny hanaraka an'Andriamanitrao amin'ny fanetren-tena.