DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Salamo 25:6-7

Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô,
fa hatrizay hatrizay ireny.
Aza ny fahotan'ny fahatanorako,
na ny ratsy nataoko, no tsarovanao;
fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy,
noho ny fahasoavanao Jehovah ô.
Salamo 25:6-7 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Tsara ny mahatsindry fo noho ny mahery,
Ary izay mahazaka ny fanahiny noho izay mahafa-bohitra.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ary aoka ho ambonin'izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin'ny fahatanterahana izany.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana