- Koa raha manana ireo teny fikasana ireo isika, ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin'ny fahalotoana rehetra, na amin'ny nofo, na amin'ny fanahy, ka hahatanteraka ny fahamasinana amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra.
- Fa ny alahelo araka an'Andriamanitra miasa fibebahana ho famonjena tsy hanenenana; fa miasa fahafatesana kosa ny alahelon'izao tontolo izao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Fanajana
Ny fankahalana ny ratsy...
Fampanantenana
Aza matahotra ianao, fa...
Ahiahy
Aza manahy na inona...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aoka ny tenin'ny vavako sy ny fisainan'ny fokosamy hankasitrahana eo imasonao,
Jehovah ô, Vatolampiko sy Mpanavotra ahy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome anao araka ny fonao anieIzy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.Andinin-teny manaraka !
