Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Faminaniana
Fantaro ny zavatra rehetra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra, mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, na ny any ambanin'ny tany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra,Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra,
Fa Izy handamina ny lalanao.Andinin-teny manaraka !