DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

11 Oktobra 2013

Galatiana 6:9 - MG1865
Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Mahareta amin'ny fivavahana, ka miambena amin'izany amin'ny fisaorana.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa na aiza na aiza no iangonan'ny roa na telo amin'ny anarako, dia ao afovoany Aho.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana