DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

21 Martsa 2014

Salamo 23:1-2 - MG1865
Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho,
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy;
mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Na dia ny liona tanora aza tsy ampy hanina ka noana.
Fa izay mitady an'i Jehovah kosa dia tsy ho orin-java-tsoa akory.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana