DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

8 Mey 2023

Asan'ny Apostoly 3:26 - MG1865
Andriamanitra, rehefa nanangana ny Mpanompony, dia naniraka Azy ho aminareo voalohany, mitahy anareo amin'ny fialanareo rehetra amin'ny faharatsianareo isam-batan'olona.