DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Asan'ny Apostoly 4:11

Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano, nefa tonga fehizoro.
Asan'ny Apostoly 4:11 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy,
dia fiarovana avo ho ahy, ka tsy mba hangozohozo aho.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ka dia sahy manao hoe isika: "Jehovah no Mpamonjy ahy, ka tsy hatahotra aho; Inona no azon'ny olona atao amiko?"Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana