Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy teny an-dalana izy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hihira ho an'i Jehovah aho, raha mbola velona koa;Hankalaza an'Andriamanitro aho, raha mbola miaina.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo IndrindraDia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.Andinin-teny manaraka !