
Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga;
Aza manome ahy alahelo na harena;
Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy.
Aza manome ahy alahelo na harena;
Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fahantrana
Dia hoy Jesosy taminy...
Lainga
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray;Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay;
Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.