
Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fiverenana
Koa miomana kosa ianareo...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny mitoetra ao amin'ny fierena izay an'ny Avo IndrindraDia monina eo ambanin'ny aloky ny Tsitoha.
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe:
Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy
Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.Andinin-teny manaraka !