
Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain'ny Tompo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiavonavonana
Raha tonga ny fiavonavonana...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra,Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza,Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.Andinin-teny manaraka !