
Ny voaloham-pahendrena dia izao: Mahazoa fahendrena;
Eny, lanio ny fanananao rehetra hamidy fahalalana tsara.
Eny, lanio ny fanananao rehetra hamidy fahalalana tsara.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao,ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina,
satria fiarovana avo ho ahy Hianao,
ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.