
Voninahitra any amin'ny avo Indrindra ho an'Andriamanitra!
Ary fiadanana ho etỳ ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany.
Ary fiadanana ho etỳ ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Krisimasy
Ka hiteraka Zazalahy izy...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Anjely
Ary ataonao va fa...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !