DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

30 Novambra 2025

Ohabolana 10:20 - MG1865
Volafotsy voafantina ny lelan'ny marina;
Fa ny fon'ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Aza mialona ny olon-dozabe,
Na mifidy izay lalany akory,
Satria fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny maniasia,
Fa ao amin'ny marina kosa ny fisakaizany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin'ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao. Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ianao, ary ny mandanao dia eo anatrehako mandrakariva.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana