
Fa Zaza no teraka ho antsika,
Zazalahy no omena antsika;
Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony,
ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery,
Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.
Zazalahy no omena antsika;
Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony,
ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery,
Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mesia
Ary hoy Jesosy taminy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Krisimasy
Ka hiteraka Zazalahy izy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.Andinin-teny manaraka !