
Fa fantatsika fa raha ravana ny trano-laintsika etỳ an-tany, dia manana izay voarafitr'Andriamanitra isika, dia trano tsy nataon-tanana izay maharitra mandrakizay any an-danitra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Vatana
Ahoana ary? Moa tsy...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fahafatesana
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !