
Izay mahambim-bava no miaro ny ainy;
Fa izay vavàna dia haringana.
Fa izay vavàna dia haringana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao,ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina,
satria fiarovana avo ho ahy Hianao,
ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.