
Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako;
ary ny lalanao no ato anatiko.
ary ny lalanao no ato anatiko.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra no aro sy hery ho antsika;Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy.Andinin-teny manaraka !