
Raha mitandrina ny didiko ianareo, dia hitoetra amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin'ny Raiko sy ny itoerako amin'ny fitiavany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko;aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Be saina izay mahatsindry fo;Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany.Andinin-teny manaraka !