Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indro, ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon'aina, ary hohaniny, ka ho velona mandrakizay izy; ka dia nesorin'i Jehovah Andriamanitra tamin'ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Hatsaram-panàhy
Ary aoka samy halemy...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manisy soa olona hohatavezina;Ary izay mandena dia mba holemana kosa.Andinin-teny manaraka !