Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Mpanelanelana
Fa iray no Andriamanitra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro;fa Hianao no Andriamanitry ny famonjena ahy;
Hianao no andrasako mandritra ny andro.