Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Moa misy olona mahafin-tena ao amin'ny fierena va ka tsy ho hitako? hoy Jehovah. Tsy manerana ny lanitra sy ny tany va Aho? hoy Jehovah.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Endrey, tsara sady mahafinaritraRaha ny mpirahalahy no miara-monina.Andinin-teny manaraka !